HE MIDERA (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He miderà an’i Jehovah ry mpanompony rehetra
Miderà ny Tsitoha ry asany rehetra
Ianareo zanak’Andriamanitra, manandratà feo
Derao, derao ny Tomponao
Mpanjaka Izy ka derao
Lehibe ny Andriamanitrao
Mitafy voninahitra Ianao Ray
Tsy hita nohanoa ny falehibezanao
Mahery indrindra Ianao ka tsy hay tohaina ny feo hidera Anao
Mahagaga ny asanao Tsitoha
Mahatalanjona ny tononkira.serasera.org zava-bitanao
Tsy ndamgh takatry ny saina ny hevitrao ho anay jlsfbqy ka aleo midera Anao
Andrian’ny Fiadanana aung Ianao
Fatratra ihany koa ny fiandriananao
Aharitra ny fahasambaran’ny mitoetra Aminao hidera Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAKOTOARISON Onja LalainaVangy : 1194
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mi_La
Daty : 22/02/2019 08:35