HANANDRATRA ANAO (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanandratra Anao aho ry Andriamanitro o !
Sy hankalaza ny Anaranao mandrakizay
Eny, hidera Anao isan’andro aho
Ry tononkira.serasera.org Mpanjakako o !
Ny okff lazan’ny voninahitry ny fiandriananao
Sy ny asanao mahagaga njatva no hosaintsainiko
Ho ambarako ny olona, eny holazaiko
Ny fahefana anananao
Mba hiarahanay midera ny asanao
Fantaro fa lehibe Jehovah
ka tokony hoderaina
Ary tsy takatry dwfwhet ny saina ny falehibeazany
Miaraha mankalaza an’i Jehovah amiko
Hiara-hanandratra ny anarany isika
Sy hankalaza ny Anaranao mandrakizay
Eny, hidera Anao isan’andro aho
Ry tononkira.serasera.org Mpanjakako o !
Ny okff lazan’ny voninahitry ny fiandriananao
Sy ny asanao mahagaga njatva no hosaintsainiko
Ho ambarako ny olona, eny holazaiko
Ny fahefana anananao
Mba hiarahanay midera ny asanao
Fantaro fa lehibe Jehovah
ka tokony hoderaina
Ary tsy takatry dwfwhet ny saina ny falehibeazany
Miaraha mankalaza an’i Jehovah amiko
Hiara-hanandratra ny anarany isika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAKOTOARISON Onja LalainaVangy : 1852
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mi_La
Daty : 22/02/2019 08:35
