RAINAY O (RAKOTOARISON Onja Lalaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay r’Ilay Mpanjaka be voninahitra o!
Andriamanitra tononkira.serasera.org be fitiavana indrindra Ianao
Lehibe ny herinao, tsy ho voatanisanay
Eny, mendrika atolotra ho Anao :
Ny saotra, haja , fiderana
Tompo Tsitoha, mpanao ny soa
Ka indreto izahay avy hidera Anao
Mankalaza hatrany ny anaranao masina
Raiso izany ho hanitra ankasitrahanao
Tena vokatry ny fonay izao fiderana izao

Na dia kely aza izahay mihoatra Aminao
Na tsy mendrika aza lfvgxppe manoloana Anao
Raiso ny fankalazana izay atolotray Anao
Fa maendrika izany Ianao geqik ry Tompo, Ianao

Ny fonay midera no aoka ho hitanao
Tarafin’ny hazavana soa avy Aminao
Na tsy ho ampy aza ny andronay hiderana Anao
Dia izay kely vitanay no atolotray Anao

        nrzpmb                              Groupe Lalaina…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAKOTOARISON Onja Lalaina
Vangy : 2650
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naina R.
Daty : 17/10/2003 11:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0563