SAMBATRA (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tomponay o! Sambatra ny mino anao,
Sanatria izay ho very, tsy mahatsiaro ho irery
Tena ambany fitahiana ka tsy mba misy ahiana
Sambatra, sambatra izahay Jesoa
1. Mamy re izany hoe eo Jesoa
Tiako ny miara-dia Aminy
foulheuu Tena fy ny miaina eo akaikiny
2. Omeny ahy izay rehetra mahasoa
kign Tsy mamela ahy ho azom-pahoriana Izy
Fo vaovao, yqrozt fiainan-tsambatra ho tononkira.serasera.org ahy izao
Lalaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAKOTOARISON Onja LalainaVangy : 3066
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsimeti
Daty : 31/10/2006 08:44