VOAVELA HELOKA (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy mba misy gdyh zava -mahavoa
Zay vao mahalala anao ry Tsitoha
Nefa ianao tsy tononkira.serasera.org mba manidy fo
Ny fitiavanao dia mamindra fo
O o o dia mamindra fo
Raha ny adalana izay vita rwcsgrcx tety
Zao sy ianao lay ondry nania
Zao rehetra dia azo atao tokoa
Zao rehetra izao tsy dia mahasoa
O o o tsy dia mahasoa
Efa fantatrao fa ilay namonjy anao
Mbola mifona ho anao hatram’izao (x2)
Efa miomana ve gwkzweq isika izao
Raha tonga ny fandaozana ety
Lalana roa no azo aleha
Paradisa soa sa ny afo be
O o o sa ny afo be
Andeha isika andeha hibebaka
Mba handray ny famelan-keloka
Sambatra izay voavela ny helony
Tsisy fitaka ny fanahiny
O o o ny fanahiny
Efa fantatrao fa ilay namonjy anao
Mbola mifona ho anao hatram’izao (x2)
Zay vao mahalala anao ry Tsitoha
Nefa ianao tsy tononkira.serasera.org mba manidy fo
Ny fitiavanao dia mamindra fo
O o o dia mamindra fo
Raha ny adalana izay vita rwcsgrcx tety
Zao sy ianao lay ondry nania
Zao rehetra dia azo atao tokoa
Zao rehetra izao tsy dia mahasoa
O o o tsy dia mahasoa
Efa fantatrao fa ilay namonjy anao
Mbola mifona ho anao hatram’izao (x2)
Efa miomana ve gwkzweq isika izao
Raha tonga ny fandaozana ety
Lalana roa no azo aleha
Paradisa soa sa ny afo be
O o o sa ny afo be
Andeha isika andeha hibebaka
Mba handray ny famelan-keloka
Sambatra izay voavela ny helony
Tsisy fitaka ny fanahiny
O o o ny fanahiny
Efa fantatrao fa ilay namonjy anao
Mbola mifona ho anao hatram’izao (x2)
--------
Lien:
