Babon'i Jesoa (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
BABON’I JESOA
REF : Babon’ tononkira.serasera.org Î Jesoa izahay e ! Azon’ny Jesoa izahay e !
Efa resy lahatra izahay e ! Ka oaejgh hiova lalana amin’izay
1 -Tanora izahay kanefa mitory
Mpanota taloha fa efa voavonjy
Mpanao ny ratsy kanefa ity
Niova ho tsara ny fonay satria
2 -Namatotra anay raha ny kwfqq haditrana
Nangeja anay koa ny fahotana
Kanefa dia indro fa olom-baovao
Niova satria nahoana hoy ianao
3 -Koa ahoana ry Neny ahoana ry Dada
Ry zandry kely sy zoky malala
Maninona moa raha miaraka re
Miara-miredona ny hira hoe :...
knhoqi

--------
Link: