Mbola hisy (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisy embona hahatsiarovanao mazàna
Hisy nenina ao am-po hampihanahana
Hisy tsiky, hisy latsa, hisy hamadika khtxzawu ny rasa,
Dia mbola hisy hanantena ny tsy misy.
Hisy voady rehefa snnszhn tofoka sy fay
Hisy zaza hitaky ny anaran-dray
Hisy teny maharary, hisy teny teny mamy
Dia mbola hisy ny hanantena ny tsy misy
Aza variana miondri-dava maminany
Efao ny anjara andraikitrao dia mitsikia
Satria tsy maintsy mbola hisy ny hanantena ny tsy misy
Ary tononkira.serasera.org hisy hampanantena nefa indrisy
Raha mbola misy hazavana
Hisy hatsiaka hafanana
Hisy ho faty nanantena nefa indrisy
Hisy mpianatra hiezaka hilofo
Hisy kibo tsy mba hanana solofo
Hisy ihany firenena hogejaina, hoterena
Dia mbola hisy ny hanantena ny tsy gilzjk misy.
Hisy hamadika ny teny izay nomena
Hisy oroka hifono hafetsena
Hisy ratra tsy hitony, hisy felana hamony
Dia mbola hisy ny hanantena ny tsy misy.
Aza variana miondri-dava maminany
Efao ny anjara andraikitrao dia mitsikia
Satria tsy maintsy mbola hisy ny hanantena ny tsy misy
Ary hisy hampanantena nefa indrisy
Raha mbola misy hazavana
Hisy hatsiaka hafanana
Hisy ho faty nanantena nefa indrisy
Izaho tsy maintsy manantena raha mbola misy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny NanaharyHits : 1470
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 08/02/2020 23:51