Tsy misy condition (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy condition

Jesosy avao ro tsy mamitaka spbixd e  
Amin’Azy arô tsisy condition zczdox  
Zanahary eee  
Iha tsy mivadiky  
Zanahary eee  
Iha Longoko ô  

Amin’Azy arô toujours courage e  ylonmn
Amin’Azy arô sambasambase e i e  
Zanahary i  
(Improvisation...)  

Jesosy avao....  
Jesosy avao....  

Amin’Azy arô toujours courage e  
Amin’Azy arô sambasambase e i e  
Zanahary i  
(Anao araiky havako oh Anao araiky no tena tiany e mmmmhhhh) EHAAAAA!  

Pastora Parany tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka
Hits : 126
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 12/07/2026 12:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307