Tsy Irery (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy irery

Na mandeha, na mitoetra  
N’aiza n’aiza misy ahy  
Ninoninona ataoko  
Tsapako eo fona lanao qbkfj  
Ou ou ouh...  

Na maro ireo  
Fahavalo tsy ahoako  
Na pvqyhpxc betsaka ireo  
Fakam-panahy  
Tsy mahasarika ahy ×2  

Na anaty bus tononkira.serasera.org aho  
Na eny andalam-be  
De mandre ny feo avy Aminao fona manao hoe  
Aza matahotra f’izaho momba Anao  
Ambaram-pahatapitritzo tontolo izao  
Ny tanana izay hitantanana ahy  
De lay tanak’avanan’ny fahamarinanao  
Ny fanahy izay hampitafinao ahy  
Mahery,,,, Fanahy Mahery  

Izay tsy azonizao hita maso izao hampiororona  
Izay tsy hananan’ny devoly satana hahefana  
Fa kosa ny itsakitsaky menarana  
Mandresy fahotana  
Jesosy oh  lipgwgrx
Tsy irery aho  
Satria manana Anao  

Na mihaino radio aho na mjery télé  
Dia mandre ny feo avy Aminao fona manao hoe  
Malalako ianao tiako tsy ariko  
Anjely maro,, manodidina miaro  
Ny tanana izay hitantananao ahy  
De lay tanak’avanan’ny fahamarinanao  
Ny fanahy izay hampitafinao ahy  
Mahery,,, Fanahy Mahery  

A/C Jean Jacques R.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka
Hits : 268
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 19/07/2026 09:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328