Ary nisy mpiandry ondry (Ny Fanilo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(voninahitra ho amin'ny Avo indrindra)
(ary fiadanana ety ambony tany ho an'ny olona hankasitrahany)

ary nisy mpiandry ondry, tamin'izany tany izany
nitoetra tany an-tsaha, mba hitandrina, ny ondriny
nisy anjely anankiray nitsangana teo mafwuuiz anilany
ny voninahitry ny tononkira.serasera.org Tompo namirapiratra manodidina injgntoo azy

izy dia, nilaza hoe: aza matahotra (aza matahotra)
indro aho milaza teny soa mahafaly: aza matahotra (aza matahotra)
dia fifaliana lehibe ho anareooooo (aza matahotra)
ho anareo sy ny olon-drehetra

(asandrato avo ny Tompo fa tsara Izy, Ok )

voninahitra asandratra an-danitra,
ary fiadanana ety an-tany, ety an-tany
voninahitra asandratra an-danitra,
ary fiadanana ety an-tany, ety an-tany

(fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tananan'i Davida)
(dia Kristy Tompo)

(ha! ha! ha! tsara midera ny Tompo)

fahasoavana ho antsika no nidinany tety
mba hitondra famonjena ho amin'ny firenena sy ireo izay mania

izy dia, nilaza hoe: aza matahotra (aza matahotra)
indro aho milaza teny soa mahafaly: aza matahotra (aza matahotra)
dia fifaliana lehibe ho anareooooo (aza matahotra)
ho anareo sy ny olon-drehetra
ho anareo sy ny olon-drehetra
ny fitiavany vcwpysvh tsy mba voafetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Fanilo
Hits : 431
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 09/12/2025 10:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0719