VALALA (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Valala (2)
lasa any andrefana any izy e
Nanidina, gxms nikopaka
Jereo fa mitorajofo rahvana ô!

ny Lohany (2)
ny lohany voanjobory e e
Ny lohany(2) voanjobory
rahavana ô ô ô

ny masony(3) takamoa
ny masony (2) takamoa
rahavana ô ô ô

ny tratrany (3) vatolampy tononkira.serasera.org ee
ny tratrany (2) vatolampy
rahavana fnarue ôôô

ny kibony (3) angorodao e e
ny kibony (2) angorodao
rahavana ôôô

ny elany (3) elatrano ee
ny elany (2) elatrano
rahavana ô ô ô

ny fehany (3) vodibasy ee
ny fehany(2) totgy vodibasy rahavana ôôô

valala.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8756