RAVITOTO (Mpanazava sy Tily eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony mbola bandikely
Skoto tononkira.serasera.org mbola kelikely
Dia mba nianatra nilasy a
dia tao an'ala no nidasy a
Vilaninay malotoloto sfgb malotoloton-dravitoto
fa revenay milaaaay
dia ohatrizay lay lasinay
Loakanay wnhsk mangidy sira
hoaninay mihirahira
varinay lazaiko anao
fa manta mohaka izy izao
manodidina jerena
feno tanty marobe
ao zahay no matory
dia mifandimby miaritory
nisy bandy anakiray
rain'ny tetaka ftgzjft izy izay
nefa izy dia milay
mazoto maka kitay
Skoto tononkira.serasera.org mbola kelikely
Dia mba nianatra nilasy a
dia tao an'ala no nidasy a
Vilaninay malotoloto sfgb malotoloton-dravitoto
fa revenay milaaaay
dia ohatrizay lay lasinay
Loakanay wnhsk mangidy sira
hoaninay mihirahira
varinay lazaiko anao
fa manta mohaka izy izao
manodidina jerena
feno tanty marobe
ao zahay no matory
dia mifandimby miaritory
nisy bandy anakiray
rain'ny tetaka ftgzjft izy izay
nefa izy dia milay
mazoto maka kitay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mpanazava sy Tily eto MadagasikaraHits : 1953
Likes : 1 Like
Created by : rakotoharifetrahaja
Date : 13/07/2020 19:17
