Hidera zaho (Manafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena fatratra Miaiky ny asan'Andriamanitra 'zaho Ary fantatro Azy ny tany sy izay rehetra eo aminy Ny voninkazo, ny biby sy voromanidina, 'zaho koa dia isan'ny asan-tanany 'Zaho e! 'zaho e! 'zaho uohb e! 'zaho e! (ouh-ouh-ouh-ouh) Hidera ny Tompo sy Andriamanitra jrmi 'zaho e! .....×2
REF: Hidera Azy raha vao maraina, Hidera Azy amin'ny feo avo, Hidera Azy satria mahafantatra, f'Izy no Tompon'izao tontolo izao Hidera Azy amin'ny lamako, Hidobodoboka aponga tapaka, Hidera Azy amin'ny anjomara, Hidera Azy amin'ny mozika, Amin'ny sodina ary ny valiha, Amin'ny tehaka sy kipantsona, Hidera ny Tompo sy Andriamanitra 'zaho e! 'Zaho e! 'zaho e! 'zaho e! 'zaho e! Hidera ny Tompo sy Andriamanitra 'zaho
Mahatalanjona Ny loharano mamonjy ny ranomasina, Sy manondraka Irony ala sy tononkira.serasera.org ny lohasaha maintso mavana, Ny voankazo, ny vszvmgax zavaboahary, ny tany; Dia 'zaho no natao hanjaka amin'izany, Zaho e! zaho e! zaho e! zaho e! (ouh-ouh-ouh) Hidera ny Tompo sy Andriamanitra 'zaho e!
REF.......

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ManafiHits : 2156
Likes : 1 Like
Created by : havoberesaka
Date : 15/12/2017 12:01