Lamozika (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Vato miodikodina eny an-dàlana ialahy
Tsy hiverina intsony a!
Vato miodikodina eny an-dàlana ialahy
Tsy tana vztkxv intsony a!
Hira ranovaky vaky fefiloha
yiczi Tsy hiverina intsony a! yemxna
Hira ranovaky vaky fefiloha tononkira.serasera.org
Tsy tana intsony a!
Ialahy ange,ialahy ange
Nateraky ny Lamozika
Ialahy ange,ialahy ange
Voahozona hikiakiaka)2 fois
Ka mikiakiakiaka rehefa any ho any
Lamozizizika
Tsy hiverina intsony a!
Vato miodikodina eny an-dàlana ialahy
Tsy tana vztkxv intsony a!
Hira ranovaky vaky fefiloha
yiczi Tsy hiverina intsony a! yemxna
Hira ranovaky vaky fefiloha tononkira.serasera.org
Tsy tana intsony a!
Ialahy ange,ialahy ange
Nateraky ny Lamozika
Ialahy ange,ialahy ange
Voahozona hikiakiaka)2 fois
Ka mikiakiakiaka rehefa any ho any
Lamozizizika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 4055
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 01/03/2002 15:56
