Joseph Remi (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa notsaboina tany qasxtcm Suarez ny sambo(2)
Sambo madinika sambo vaventy vao sambo(2)
Anisan’izany Joseph Remi ilay sambo(2)
Natao fahatsiarovana olona iray ilay sambo(2)
Olona iray anisan’ny nikasi-tatsambo(2)
Anisan’ny migadona lahy na vavy
Mitondra sakafo hoan’ny mpianakavy
Ilay sambo!Joseph Remi!(2)
Tsisy bôkara amy Suarez sambo
Fa diego raiky bôka suarez
olo-jiaby zegny mbôerezy
Ilay sambo!Joseph Remi(2)
Tsy mifidy seranana tsy miavona
Fa mamatsy ny atsiraka atsinanana
Ilay tononkira.serasera.org sambo!Joseph Remi(2)
Mivatsy petrole,menaka,siramamy
Tsy adino ny kdcdnvzn labiera
Sy gas oil,passage,bagage
Ilay sambo!Joseph Remi!(2)
Fa notsaboina tjohbkd tany Suarez ny sambo(...)
Sambo madinika sambo vaventy vao sambo(2)
Anisan’izany Joseph Remi ilay sambo(2)
Natao fahatsiarovana olona iray ilay sambo(2)
Olona iray anisan’ny nikasi-tatsambo(2)
Anisan’ny migadona lahy na vavy
Mitondra sakafo hoan’ny mpianakavy
Ilay sambo!Joseph Remi!(2)
Tsisy bôkara amy Suarez sambo
Fa diego raiky bôka suarez
olo-jiaby zegny mbôerezy
Ilay sambo!Joseph Remi(2)
Tsy mifidy seranana tsy miavona
Fa mamatsy ny atsiraka atsinanana
Ilay tononkira.serasera.org sambo!Joseph Remi(2)
Mivatsy petrole,menaka,siramamy
Tsy adino ny kdcdnvzn labiera
Sy gas oil,passage,bagage
Ilay sambo!Joseph Remi!(2)
Fa notsaboina tjohbkd tany Suarez ny sambo(...)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 3595
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 21/11/2002 19:12
