Inona hoy ianao? (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny hatrizay aho nikorana, niliba nanao hadalana
Fifaliana ho ahy izao tontolo izao
raha sendra nisy mba miteny, mananatra ahy ny momba ireny, inona no havaliko hoy ianao?
Izao efa lehibe, tsy mila famehezana e!, im-piry ho tanora vlztxaa moa aho e! (in-2)

raha sendra nisy toriteny, manazava ahy ny momba ireny,inona no havaliko hoy ianao?
Izaho efa mpivavaka e!, tsy mila toriteny re!,
izay fantatrao koa fantatro re! (in-2)
Kanefa indrisy nahonena, fa hay ny masoko jambena
Ankoso-bolamena ihany izao tontolo izao
Nanaiky ihany aho tsy noterena, tononkira.serasera.org handray lay tena famonjena,
Inona no tsapako hoy ianao:
Ny entako niha maivana e!, ny ekoznzlz fiainako voahova re,
Ny mandrakizay azo antoka!
Ny glvjut fiainako voahova re, Ny entako niha maivana e!,

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Les AdelineHits : 6360
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 23/09/2005 15:13