IFONAKO (Laurent RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! ifonako aminao anio
Ny hadalàna efa vitako Ray ô
Taminao dia taminao
Taminao no nanotako Ray ô ô
Ifonako
Ray ô! ifonako aminao anio
Mandohalika anatrehanao aho Raiko ô
Ray ô! Iza intsony moa
no hamela ny helok’ efa vitako
Afa tsy ianao, k’ifonako
Ref:Mahery loatra anie ny adim-panahy
Ny adin-tsaina koa mandreraka ahy
Mitambatra avokoa
Mavesatra ao an-doha
prgxaox Matetika no mampamoy fo
Fa indro feno fandrika avokoa
Ny làlana tononkira.serasera.org alehan’ny tena a a a a
Soa fa mbola tao Hianao
Eny hatramin’izao
Ka mbola ity aho Andriamanitra, Ray ô!
An-dranomaso no anehoko ny fifonako
Ka mamelà gbwggn ny hadisoako ianao
Raha toa ety,tsy misy mila ahy intsony koa
Dia aiza indray moa no alehako Ray ô!
Raha miala izay mety mandao
Matoky aho Raiko tia, hifg fa mbola manana anao
Anao koa aho.
ooooooooooo
Ny hadalàna efa vitako Ray ô
Taminao dia taminao
Taminao no nanotako Ray ô ô
Ifonako
Ray ô! ifonako aminao anio
Mandohalika anatrehanao aho Raiko ô
Ray ô! Iza intsony moa
no hamela ny helok’ efa vitako
Afa tsy ianao, k’ifonako
Ref:Mahery loatra anie ny adim-panahy
Ny adin-tsaina koa mandreraka ahy
Mitambatra avokoa
Mavesatra ao an-doha
prgxaox Matetika no mampamoy fo
Fa indro feno fandrika avokoa
Ny làlana tononkira.serasera.org alehan’ny tena a a a a
Soa fa mbola tao Hianao
Eny hatramin’izao
Ka mbola ity aho Andriamanitra, Ray ô!
An-dranomaso no anehoko ny fifonako
Ka mamelà gbwggn ny hadisoako ianao
Raha toa ety,tsy misy mila ahy intsony koa
Dia aiza indray moa no alehako Ray ô!
Raha miala izay mety mandao
Matoky aho Raiko tia, hifg fa mbola manana anao
Anao koa aho.
ooooooooooo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Laurent RAKOTOMAMONJYHits : 7459
Likes : 1 Like
Created by : kantokoely
Date : 03/03/2008 23:39
