OMEO AHY (Laurent RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! omeo ahy ny fo madio
Mba hahaizako mitia aarcnne Anao
Meloka aho kanefa ahitsio
Mba tolory ny famindramponao
Fa mahery mandresy ihany koa
mcoynqy Izay rehetra miankina aminao
Afaka ahiahy, miadam-po
Mahatoky ny manana Anao
Raha ny heloka efa vitako,
Menatra aho
Na dia ny hanonona ny Anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra aho,
Teo imasonao
Indrisy tononkira.serasera.org resin’izao tontolo izao,
Ry Tompo
Fahafantesana anie,
No wfpmdc mendrika ho ahy izao
Nefa navotanao
Fahaverezana mandrakizay
No sahaza ahy hatramin’izay
Mba hahaizako mitia aarcnne Anao
Meloka aho kanefa ahitsio
Mba tolory ny famindramponao
Fa mahery mandresy ihany koa
mcoynqy Izay rehetra miankina aminao
Afaka ahiahy, miadam-po
Mahatoky ny manana Anao
Raha ny heloka efa vitako,
Menatra aho
Na dia ny hanonona ny Anaranao
Efa nanao izay ratsy indrindra aho,
Teo imasonao
Indrisy tononkira.serasera.org resin’izao tontolo izao,
Ry Tompo
Fahafantesana anie,
No wfpmdc mendrika ho ahy izao
Nefa navotanao
Fahaverezana mandrakizay
No sahaza ahy hatramin’izay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Laurent RAKOTOMAMONJYVangy : 6538
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/05/2005 13:05
