Ovay ny fomba (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ambara sy toriana ny Teninao
Ho fiainana ivelomana
Nefa manjary lasa fahazarana
Ka tsy tononkira.serasera.org natao iainana
Tsy mahatsapa akory ny ady atrehina
Ny devoly anie manao ‘zay hamotehina
Sy mandavo izay tsy wnhq miorina mafy
Ka tsy sklrerps mandray ny voa nafafy
Ref:Ialao ny toetra ratsy fanaonao
Fa tia anao Jesosy Tomponao
Meteza ho sasan’I Jesosy ianao
Fa vonon’Izy handray anao
2.Miantehitra amin’ny herin’ny tena
Mitady ilay famonjena
Nefa tsy mety hahita fiadanana
Kivy ka miala maina
Tsy mino fa manamafy ny kqrhoy fony
Mitanondrika tsy mahita ambony
Toa resy ka indro feno toloko
Tsy mino ny herin’Ilay Tompo
Ho fiainana ivelomana
Nefa manjary lasa fahazarana
Ka tsy tononkira.serasera.org natao iainana
Tsy mahatsapa akory ny ady atrehina
Ny devoly anie manao ‘zay hamotehina
Sy mandavo izay tsy wnhq miorina mafy
Ka tsy sklrerps mandray ny voa nafafy
Ref:Ialao ny toetra ratsy fanaonao
Fa tia anao Jesosy Tomponao
Meteza ho sasan’I Jesosy ianao
Fa vonon’Izy handray anao
2.Miantehitra amin’ny herin’ny tena
Mitady ilay famonjena
Nefa tsy mety hahita fiadanana
Kivy ka miala maina
Tsy mino fa manamafy ny kqrhoy fony
Mitanondrika tsy mahita ambony
Toa resy ka indro feno toloko
Tsy mino ny herin’Ilay Tompo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ktlm Antsirabe AntampontananaHits : 230
Likes : 1 Like
Created by : Hoby3
Date : 25/12/2025 16:18
