ATOLOTRO ANAO (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro anao ity hirako ity
Lasa ny sento sy ny eritreritra tia
Lasa niampita nandefa alahelo
Tsy tana intsony fa mamelovelo
Dia lasa koa ny tononkira.serasera.org fanahy namoron’izao
Mifono hanitra fanatitra ho anao
Tonga mamalifaly isaky ny irery
Mandefa embona mampifanojo ny alahelo
Fotoana mamy tsy misy mpahalala
Antsika roa ihany zany ry malala
Fotoana mamy ankafiziko indrindra
Hanamafy ilay fitiavako tsy mifindra
Hasambarana fohy mandalo tsy eo akaikinao
Sento mivahiny ao anatiko ao
Sento mitambolona @ andro diavolana
xheuyaz Raha tsy teo ianao asa angamba izay hitranga
Dia tapitra hatreo indray ny sento namangy
Afaka cheauic jictdydr t@ zay ny alahelo f’aleo mandry
Hitady torimaso hisaina ny hany hatao
Rahampitso indray aho manoratra any aminao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 17824
Likes : 0 Like
Created by : Manitra RATSARAZAKA
Date : 12/02/2003 21:46