TANINKETSA (Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira tononkira.serasera.org faneva qebmzrjn ny KANTON’NY veai FANANTENANA
« TANINKETSA »
‘Zahay izao no taninketsa
Ary mbola hantenaina
Ka sahy hijoro ho an’ny rehetra
Sy ho an’ny Toby Fanantenana
Sekoly Alahady ! Sekoly Alahady ! (Vonona)
Vonona hanompo Anao Jesoa
Ry Jesoa Zoky be fitia
Indreto izahay zandrinao
Voakolokolo pztszj hanara-dia
Sy hankato ny teni-Masinao
A/C : Nirina RABEHIANDRANA ANDRIAMAMPIHANTONA
« TANINKETSA »
‘Zahay izao no taninketsa
Ary mbola hantenaina
Ka sahy hijoro ho an’ny rehetra
Sy ho an’ny Toby Fanantenana
Sekoly Alahady ! Sekoly Alahady ! (Vonona)
Vonona hanompo Anao Jesoa
Ry Jesoa Zoky be fitia
Indreto izahay zandrinao
Voakolokolo pztszj hanara-dia
Sy hankato ny teni-Masinao
A/C : Nirina RABEHIANDRANA ANDRIAMAMPIHANTONA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67HaVangy : 787
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jstone
Daty : 02/08/2022 00:14
