Izay sitrakao (Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay sitrakao idwjh ry Tompo no mba tiako koa
Satria ny anjara avy Aminao dia fiainana tononkira.serasera.org soa
Na misy aza ny mahory sy mihatra
Ianao no efa nitondra ny ratra
Ref: Izay sitrakao Ray dia hifaliako
Ianao no mahay 'zay faniriako
Apetrako eo an-tananao 'zay mahasoa
'Zay saraka Anao dia tsy afaka mamoa
Ianao irery mantsy no tsy mba mandao
Fa miovaova sy mandalo izao rehetra iuipewni izao
Irin'ny eqgh foko hatrizao dieny eto
Mba ho izay sitrakao dia ekeko
Satria ny anjara avy Aminao dia fiainana tononkira.serasera.org soa
Na misy aza ny mahory sy mihatra
Ianao no efa nitondra ny ratra
Ref: Izay sitrakao Ray dia hifaliako
Ianao no mahay 'zay faniriako
Apetrako eo an-tananao 'zay mahasoa
'Zay saraka Anao dia tsy afaka mamoa
Ianao irery mantsy no tsy mba mandao
Fa miovaova sy mandalo izao rehetra iuipewni izao
Irin'ny eqgh foko hatrizao dieny eto
Mba ho izay sitrakao dia ekeko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : JacquelineHits : 2681
Likes : 0 Like
Created by : Merlia
Date : 29/02/2016 14:24
