ayaya! (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lanja miakatra hatrany ny fiainana vrce et amin’nytanana e!
f’izay vmzntc tsy mibôsy tsy maintsy mandeha mikarama e
k’aza mihanahana ry akama e
mba mihetsika papa tononkira.serasera.org fa sao tara e
ka ino raha ataoko e?miasa mafy dia mila miasa tsara e
lay soavaly mba tiko toa reraka tsy hitako intsony e
ty foza orana ity mankarary vavony e
na lay kaliko androany e,feno azy e
na lay ho haniko androany e feno azy e
raha mba misy ho lay sôsy e,
zay angamba vao mety mba bôgôsy
raha mba misy ny any am-pôsy e,
tsy saozanina f’efa mba misôsy
ty solika ity miaka-bidy toa mila tsy ho tanty e
miampy trotraka ny hosoka atao’ny piraty e
ka dia tsy hita madama ny atao azy e
fa dia samy variana zfnueosr mivanaka e
ry vahoaka malagasy e,
mbola ho avy lay paradisa an-tany e

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 4212
Likes : 0 Like
Created by : ratso
Date : 03/07/2008 14:56