ANY IANAO (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANY IANAO (José Hasina feat Harimanitra)
(H) Lavitra anao aho ka tsy tanty
Ny alaeloko anaty
Ny fumvzgbl eritreritro manjeny
Toa tsy mety fa manjohy anao eny ho eny
(J) Havoana fwcaxlt toerana maro
No mampisaraka antsika
Te hiezaka aho saingy indrisy
Fa ny saiko no alefako hiampita hamisavisa
Ny endrikao
Ref: (H) Raha vao mandre ilay mozika
(J) Raha vao nandre ilay mozika
(H) Toa eo ianao mitanisa
(J) Toa eo ianao mitanisa
(H) Ilay toerana falehantsika
(J) Iay toerana falehantsika
(H)Nangina teo
(H) (J) Nangatsiaka (2x)
(H) Tantely saraky ny ala
Tomany mahatsiaro very
Lavitra nao tononkira.serasera.org ry malala
Sara-tiana toa singan'irery
Tsisy mpijery
(J) Any andro iray sy fotoana
Izaho sy ianao mbola eo foana
Ka ho diavolam-pitia
Ka hiaona tfbcrtdp ny tia sy ny tiana ho tafaradia
Ouh ouh ouh
Ref: (2x)
(H) Lavitra anao aho ka tsy tanty
Ny alaeloko anaty
Ny fumvzgbl eritreritro manjeny
Toa tsy mety fa manjohy anao eny ho eny
(J) Havoana fwcaxlt toerana maro
No mampisaraka antsika
Te hiezaka aho saingy indrisy
Fa ny saiko no alefako hiampita hamisavisa
Ny endrikao
Ref: (H) Raha vao mandre ilay mozika
(J) Raha vao nandre ilay mozika
(H) Toa eo ianao mitanisa
(J) Toa eo ianao mitanisa
(H) Ilay toerana falehantsika
(J) Iay toerana falehantsika
(H)Nangina teo
(H) (J) Nangatsiaka (2x)
(H) Tantely saraky ny ala
Tomany mahatsiaro very
Lavitra nao tononkira.serasera.org ry malala
Sara-tiana toa singan'irery
Tsisy mpijery
(J) Any andro iray sy fotoana
Izaho sy ianao mbola eo foana
Ka ho diavolam-pitia
Ka hiaona tfbcrtdp ny tia sy ny tiana ho tafaradia
Ouh ouh ouh
Ref: (2x)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 1992
Likes : 0 Like
Created by : hasimbola20
Date : 05/08/2020 13:33
