Akama tsy mahafoy (Tarika Hasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AKAMA TSY dpnnf MAHAFOY
Na any tononkira.serasera.org lavitra aza indry
Tsy ho tazanay eto intsony
Dia tsarovy fa ny aty
Ilay akama tsy mahafoy
Miandry fona,mahatsiaro foana
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro rorcf iray, hifankahita indray
Ka hankafy hamerina ilay fiarahana
Dia aza hadino õ! Zay jaby aty,
Dia aza hadino fa toy ny any ny aty e
Reo sangisangy manala azy
Hira sy vazivazy
Mitamberina ao an-tsaina
Ireny lasantsika ireny, ulgya
Fiarahantsika, isan-kariva
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray
Hifankahita indray,
Ka hankafy hamerina ilay
Fiarahana,
Dia aza hadino, zahay jiaby aty
A/C: JOSE
Na any tononkira.serasera.org lavitra aza indry
Tsy ho tazanay eto intsony
Dia tsarovy fa ny aty
Ilay akama tsy mahafoy
Miandry fona,mahatsiaro foana
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro rorcf iray, hifankahita indray
Ka hankafy hamerina ilay fiarahana
Dia aza hadino õ! Zay jaby aty,
Dia aza hadino fa toy ny any ny aty e
Reo sangisangy manala azy
Hira sy vazivazy
Mitamberina ao an-tsaina
Ireny lasantsika ireny, ulgya
Fiarahantsika, isan-kariva
Na ianao any tsy tafandry
Fa any andro iray
Hifankahita indray,
Ka hankafy hamerina ilay
Fiarahana,
Dia aza hadino, zahay jiaby aty
A/C: JOSE
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika HasinaHits : 1439
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 21/02/2020 11:41
