ANDAO HIDERA (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifohaza ianareo izay matory , ndao hidera hankalaza ny Avo
Atsaharo ireo sorisory , fihobiana no andeha hatao!
Tsofy mafy ny antsiva, tendreo ihany koa ny valiha!
Venteso mafy ny hira , hira fiderana , hanako eran-tany , haneho fanajana!
Koa faingana ianao hidera ny avo haneho fanajana
hankalaza Ilay vderxk Andriamanintsika fa masina!
Dia dawag izay rehetra manam-pofon'aina aoka samy hidera hidera an'i Jehovah
Fa lehibe ny anarany mandrakizay!
Fiderana no andeha asandrato hoan'ilay tononkira.serasera.org Tompo sy Mpanjaka!
Fa nampitombo tsy ankiato ny fahasoavany hatramin'izao!
Tolory saotra sy dera ,sy voninahitra mandrakizay!
Ho azy irery ihany f'Izy Ilay Mahery
Nitantana lcjj antsika , tsy namela ho irery!
RANDRIANANJA Liantsoa (2022)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena FianarantsoaVisites : 1079
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rijajose
Date : 05/01/2023 13:33