Ampidiro aloha ny tenimiafina
Noely (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noelim-pihobiana e!
Noelim-pifaliana
Noely andro brmcg tsara medishj e!
Tsara noho ny tsara
Mamelombelon’aina
Manala ny taraina
Manome fifaliana
Manala hakiviana
Manova ny fijery
Handroso amin-kery
Mampiakatra iydecrv finoana
Handroso ara-panahy
Anjarako tsy foiko
Jesosy tsy soloiko
Fa Izy tononkira.serasera.org irery ihany
Raha mbola eto an-tany
Hatrany an-danitra any
Izy no tokiko
Noelim-pifaliana
Noely andro brmcg tsara medishj e!
Tsara noho ny tsara
Mamelombelon’aina
Manala ny taraina
Manome fifaliana
Manala hakiviana
Manova ny fijery
Handroso amin-kery
Mampiakatra iydecrv finoana
Handroso ara-panahy
Anjarako tsy foiko
Jesosy tsy soloiko
Fa Izy tononkira.serasera.org irery ihany
Raha mbola eto an-tany
Hatrany an-danitra any
Izy no tokiko
--------
Link:
About this song
Artist : Groupe NAINAHits : 672
Likes : 0 Like
Created by : Datatoa
Date : 02/08/2023 12:29
