Ho avy Jesoa (Groupe NAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(janvier 2000)
Ho avy Jeso, ho avy Izy e …
Ho avy Jeso, tsy ho ela intsony
Ka efa madio ve ny fonao fa
Ho avy Jeso, tsy ho ela intsony
Moa mba efa vonona ianao izao
Raha tononkira.serasera.org atao indray mijery ny tontolo ety
Tsy mba tsinjo na manjaka intsony
‘ lay fitia
Fa mifampifahavalo izao tontolo izao
Araka ny teny izay efa voasoratrao e
Hita eran-tany izao ny fahantrana be
Feno aretina mamely izay rehetra aleha
Ny halatra sy ny habibina etsy sy eroa
Soa fa efa ho avy Ianao
Faingana ry Jeso
Miova sy mivadika izao rehetra izao
Vitsy mpakato sy pnlbx mpihaino koa ny Teninao
Maro ireo efa mijoro no indro lavo indray
Miambena sao variana
Mifohaza vbaphwvq amin’izay fa
fdxqgnp
Ho avy Jeso, ho avy Izy e …
Ho avy Jeso, tsy ho ela intsony
Ka efa madio ve ny fonao fa
Ho avy Jeso, tsy ho ela intsony
Moa mba efa vonona ianao izao
Raha tononkira.serasera.org atao indray mijery ny tontolo ety
Tsy mba tsinjo na manjaka intsony
‘ lay fitia
Fa mifampifahavalo izao tontolo izao
Araka ny teny izay efa voasoratrao e
Hita eran-tany izao ny fahantrana be
Feno aretina mamely izay rehetra aleha
Ny halatra sy ny habibina etsy sy eroa
Soa fa efa ho avy Ianao
Faingana ry Jeso
Miova sy mivadika izao rehetra izao
Vitsy mpakato sy pnlbx mpihaino koa ny Teninao
Maro ireo efa mijoro no indro lavo indray
Miambena sao variana
Mifohaza vbaphwvq amin’izay fa
fdxqgnp
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe NAINAVangy : 1361
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 24/10/2019 16:49
