MIFAMENO ISIKA (Groupe ITMM Betafo Ambohimangakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mifameno isika,
Tsy misy lavorary
Dia izay tsy mahay dinika,
Mahay fatram-bary..
Aoka tsy hifanebaka
Fa samia mba miezaka
O! O! O! O! O! O!...

2- Ianao izao manalazy,
Tsy misy hoe voasazy
Izahay koo mba mampandihy
Sady tena ftnlkhv Mankafy
Fiadanana katsahina
Izay olana ho ouwte Tapahina..aa...
O! O! O! O! O! O!...... uciuwcle

3- Hampiasa taratasy,
Hanandratra ny Malagasy .
Tsy hanao lembenana
Ilay fahandriam-pahalemana.
Hanova ny fisainana,
Hanatsara ny fiainana a, tononkira.serasera.org  a...
O! O! O! O! O! O!....    

A/C : - Alban Randriarimalala
- Michael Randrianarivelo
- Frederic Razafimahatratra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029