Ampidiro aloha ny tenimiafina
ATAFIO ANAY (Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina, avia midina
Ianao no irina, honina aty aminay
Atafio anay ka velomy indray
Ny Afo Mampiray, gvidrioq hanilo ny fiainanay
Hirotsaka ho anao anio, 'Lay Ando Vaovao
Hanilo sy hamakivaky ijfqzczf ny ao anatinao
Dia ho fantatrao koa, fa misy Hery miahy anao
Ho tsapanao tokoa, fa kasika tokana
Dia ampy tononkira.serasera.org hanova ny fiainanao
Ny Fanahy omeny anao, dia roqssbw Fanahy Vaovao
Hitarika ny lalam-piainana hodiavinao
Ny toro-lalana lazainy dia hahatretrika anao
Dia mivonona ianao fa hosantaritsika izao
'Lay Fifaliana maharitra
Fanahy Masina, avia midina
Ianao no irina, honina aty aminay
Atafio anay ka velomy indray
Ny Afo Mampiray, hanilo ny fiainanay
Fifaliana voasantatra sy vaovao
No irina hirotsaka ao am-ponao
Ka ny Fanahy hameno sy hanafy anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Evangélique NY MPAMPITRAKAHits : 1646
Likes : 0 Like
Created by : tahrina
Date : 05/07/2018 10:11