Tsy manan-tsahala (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jesosy ô, tsaroako izao
Fa mamy, sarobidy loatra ny brjpwrd avotr'aina vitanao
Nanehoanao fa tena tianao raha izao tontolo izao
Indro Ianao nanolo-tena
Nahafoy ny ainao ho famonjena
Fitiavana lehibe izany, Tompo malala ô!
2. kqwqzmlg Jesosy ô, misaotra Anao
Nanaiky am-panetren-tena mba hizara fiainana
Na mafy sy sarotra izany, nekenao an-tsitrapo
Nijaly sy nampahoriana
Nitondra hazofijaliana
Fitiavana lehibe izany, Tompo malala ô!
Ref.: Fatratra loatra, Tompo ô, raha ny fitiavanao
Tsy manan-tsahala, tsy miova fa mandrakizay
*Na dia tsy mendrika izany
Notiavinao hatrany hatrany
Fitiavana lehibe izany, Tompo malala ô!
3. Jesosy ô, ny foko izao
Diovy sy hamasino, itokany ho Anao
Hianoka fitahiana ambany fahasoavanao
Ka ny fiainako rehetra
Afoiko ho Anao tsy misy fetra
Babon'ny fitiavanao, Tompo malala ô!
4. Jesosy ô, matoky aho
Rehefa injay 'lay fotoana izay efa voatendrinao
Hahazo ny anjara tsara "satroboninahitra"
Ka hiditra am-pifaliana
Hanandratra feo fihobiana
Hiara-hitoetra Aminao, Tompo malala ô!
Ref.: Fatratra loatra, Tompo ô, raha ny fitiavanao
Tsy manan-tsahala, tsy miova fa mandrakizay
*Na dia tsy tononkira.serasera.org mendrika izany
Notiavinao hatrany hatrany
Fitiavana lehibe yeffqksl izany, Tompo malala ô!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 526
Likes : 1 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 28/06/2024 18:04