Ho lehibe (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Fifaliana tena avy ao am-po
No entiko midera tononkira.serasera.org Anao
Fa ny fahasoavanao tokoa
No nandray ahy toy izao
Resy pdcfcuem lahatry ny teninao
Sy ny herin'ny Fanahy
Indro tonga olom-baovao
Ianao Ray namonjy ahy
2.
Ô! Ry mpino tsy hankanavaka
Ny olombelona malemy
Fa raha toa mifampivavaka
Dia Jesoa uhiivei hanafy hery
Fisedrana dia ho betsaka
Raha mbola eto an-tany
Isika miorina tsy ho reraka
Fa handroso jtuw hatrany hatrany
Ref:
Ny tanjona iriko ho tratrarina
Dia ny ho lehibe
Amin'ny finoana sy ny asa marina
Dia vonona handeha
Hampandroso ny fiangonana
Izay tenan'i Kristy
Fanorenana hiombonana
Sady mampifankatia
Fifaliana tena avy ao am-po
No entiko midera tononkira.serasera.org Anao
Fa ny fahasoavanao tokoa
No nandray ahy toy izao
Resy pdcfcuem lahatry ny teninao
Sy ny herin'ny Fanahy
Indro tonga olom-baovao
Ianao Ray namonjy ahy
2.
Ô! Ry mpino tsy hankanavaka
Ny olombelona malemy
Fa raha toa mifampivavaka
Dia Jesoa uhiivei hanafy hery
Fisedrana dia ho betsaka
Raha mbola eto an-tany
Isika miorina tsy ho reraka
Fa handroso jtuw hatrany hatrany
Ref:
Ny tanjona iriko ho tratrarina
Dia ny ho lehibe
Amin'ny finoana sy ny asa marina
Dia vonona handeha
Hampandroso ny fiangonana
Izay tenan'i Kristy
Fanorenana hiombonana
Sady mampifankatia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1156
Likes : 2 Like
Created by : Barinekena
Date : 16/03/2021 05:38
