Zava-tsoa re ny aty (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
He! zava-tsoa no re aty,
Tanteraka tao kalvary
Ny vonjy ho spes fiainana,
Tsy faly va ny olony?
Fiv
Jesosy dia natao ho sorona
Hanafaka ny olombelona;
He tononkira.serasera.org ho antsika ny mandrakizay
Fiainan-dapa soan'ny Ray
2
Nahoana no mikaroka,
Mitady fanavotana
Amin'ny tsy maharitra,
Kanefa he! tolorana?
3
He! andro ibrr xhtaj soa sy lehibe
No tratranay anio izao;
Rombaho sao ho neninao,
Fa mbola re ny teny hoe
He! zava-tsoa no re aty,
Tanteraka tao kalvary
Ny vonjy ho spes fiainana,
Tsy faly va ny olony?
Fiv
Jesosy dia natao ho sorona
Hanafaka ny olombelona;
He tononkira.serasera.org ho antsika ny mandrakizay
Fiainan-dapa soan'ny Ray
2
Nahoana no mikaroka,
Mitady fanavotana
Amin'ny tsy maharitra,
Kanefa he! tolorana?
3
He! andro ibrr xhtaj soa sy lehibe
No tratranay anio izao;
Rombaho sao ho neninao,
Fa mbola re ny teny hoe
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 1888
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 16/04/2016 14:27
