65. Ny Amaramao Jesosy no m'a ifikirako (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny Anaranao kmadglbc Jesosy
No mba ifikirako,
Fa satiria misy vonjy,
No mba ifaliako
     Tsara re
   eulhvcsx   Ny anaranao Jeso,

2.Ahazoam-pamojena
Ny Anaranao Jeso,
Sady misy fandresena,
Ho azon'ny mino e !
     Tsara re…

3.Na dia iza vhcbe aza ambony
Sy malaza anarana,
Ny Anaranao Jesosy,
No malaza fatratra,
     Tsara re…

4.Ny anaranao Jesosy,
Malaza ao ambony ao ;
Ny anjely dia mihoby
Sy midera Azy ao
     Tsara re…

5.Enga aho ry Mpamonjy !
Hankalaza Anao am-po !
Ny Anaranao Jesosy
No mba ho ventesiko.
     Jeso ô
     Ny Anaranao tononkira.serasera.org Jeso.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0434