Mpanafaka (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nplqq Efa trotraka izaho, wqprwahp
Mila ilay Mpanafaka
Hanandratra avo
Ilay fahefàna (2x)

Refrain:
Mila tsy ho hbyqts zaka ny ety e!
Mila ny hamoy fo!
Mila tsy ho resy ireo tononkira.serasera.org fakam-panahy
Mila ilay Mpanafaka

Mba rahoviana ihany
Ny hidinanao ety?
Hanome ilay fahasambarana (2x)

Refrain ...

Mpanafaka
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.01

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'anjomara Mahajanga
Hits : 363
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 27/11/2025 07:22
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103