Tsy hiala aminao (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
...Ny ranomasina manakana
Na Jordana eo aloha
Na ony mety hanafotra
Tsy hasakana...
Tsy hasakana ahy tsy iyknmqn hanompo wdyq anao Jesô
Na lafaoro mirehitra na liona mety hanaikitra
Na onjandrano mety hanafotra
Izao tsy wrxzpq tononkira.serasera.org hiala aminao
Tsy hiala aminao fa hatoky anao hatrany hatrany
..Na sabatra sy ny fonja
Na voninahitra sy harena
Na sesitany mety ahazo
Izao tsy hiala aminao...
Fa hatoky anao hatrany hatrany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEO MIRINDRAHits : 552
Likes : 0 Like
Created by : Mifle
Date : 06/09/2024 14:43