Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fifalianay (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifalianay ny fandresena
Ka mampiray ‘zao feonay izao
Hanandratra avo ny anaranao
Manerana izao tononkira.serasera.org tontolo pddd zzsyo izao
Fa ny hazo dknerk fijalianao
Nisolo ny helokay
Ny rànao ‘zay latsaka
No fanavotana anay
Ka mampiray ‘zao feonay izao
Hanandratra avo ny anaranao
Manerana izao tononkira.serasera.org tontolo pddd zzsyo izao
Fa ny hazo dknerk fijalianao
Nisolo ny helokay
Ny rànao ‘zay latsaka
No fanavotana anay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fehizoron'i Ziona (FZ)Hits : 1770
Likes : 0 Like
Created by : pusseauboy
Date : 11/04/2017 17:12
