Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy miova Jesosy (Tarika Vonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misy toetra izay naseho tena mamy
Izay mambabo muutsn sy manintona avy hatrany
Saingy toetra namboarina ihany
Miovaova araka izay filàny
Misy toky sy ireo dina izay nomena
Izay nohiraina fxsu hoe haharitra ho doria
Dia nanao voady tsy mba noterena
Saingy niova teny an-dàlana ny fitia
Ref:
Tsy miova Jesosy hatramin'ny taloha
F'izay sitrapony dia tanteraka avokoa
Fa tapitr'ohatra ny fahalehibeazany
Hiely eran-tany ny voninahiny
2- Misy koa ireoizay miezaka ihany
Sy miantehatra amin'ny kely tsy ho tola
Te hijoro ho olo-marina hatrany
Saingy mbola resin'ny fitiavam-bola fa
Bridge:
F'izay rehetra nandray Azy
No omeny ckue hery
Ho tonga zanak'Andriamanitra izy tononkira.serasera.org ireny
Fa Kristy no velona ao anatiny
Mampianatra azy hankatoa ny teniny
Hameno azy ny Fanahy Masina
Hanova azy mba ho olo-marina
Hampianatra ny olona hanova
Fa jesoa irery ihany no tsy miova
Hampianatra ny olona hanova
Fa tsy miova, fa tsy miova
Izay mambabo muutsn sy manintona avy hatrany
Saingy toetra namboarina ihany
Miovaova araka izay filàny
Misy toky sy ireo dina izay nomena
Izay nohiraina fxsu hoe haharitra ho doria
Dia nanao voady tsy mba noterena
Saingy niova teny an-dàlana ny fitia
Ref:
Tsy miova Jesosy hatramin'ny taloha
F'izay sitrapony dia tanteraka avokoa
Fa tapitr'ohatra ny fahalehibeazany
Hiely eran-tany ny voninahiny
2- Misy koa ireoizay miezaka ihany
Sy miantehatra amin'ny kely tsy ho tola
Te hijoro ho olo-marina hatrany
Saingy mbola resin'ny fitiavam-bola fa
Bridge:
F'izay rehetra nandray Azy
No omeny ckue hery
Ho tonga zanak'Andriamanitra izy tononkira.serasera.org ireny
Fa Kristy no velona ao anatiny
Mampianatra azy hankatoa ny teniny
Hameno azy ny Fanahy Masina
Hanova azy mba ho olo-marina
Hampianatra ny olona hanova
Fa jesoa irery ihany no tsy miova
Hampianatra ny olona hanova
Fa tsy miova, fa tsy miova
--------
Link:
Comments
RAVONI
(
06/05/2026 12:02)
Fanamarihana mila fanitsiana,
Vonjy ANDRIAMIRANGA
( Tarika Vonjy ) no nanoratra io hira io fa tsy Fara ANDRIAMAMONJY.
Niarahany nihira t@ Fara A fotsiny ny hira taty aoriana.
Vonjy ANDRIAMIRANGA
( Tarika Vonjy ) no nanoratra io hira io fa tsy Fara ANDRIAMAMONJY.
Niarahany nihira t@ Fara A fotsiny ny hira taty aoriana.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika VonjyHits : 5778
Likes : 0 Like
Created by : VideoHiraFiderana1
Date : 03/11/2020 18:52
