Raiso ny dimy (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony : Erick Manana
Feony : Erick Manana
Raiso ny dimy
Vola tsy latsaka an-danitra
Tsy maintsy mitady vao homana
Aleo aho hitady ccrd firotsaka
Raiso ny dimy a !
* Ny tanety malalaka e !
Ka aza ilaozanao mihahaka rhuwpb e !
F'izay kamo dia ho vaka re
Ho vaka ka hohitan'ny havany a !
Fiainana madalo miserana
Indrepa fa tsy eibqsel mba miverina
Aza manaiky mba resiny a
Raiso ny dimy a !
Hafatrafatra ny ahy Rabe
Maitso volo ka mba mihetseha
Fa ny sipa manaraka e
Raha vao misy ary izany fanana e !
* Tsy mitovy amin'ny ao amin'ny kapila tononkira.serasera.org : http://www.youtube.com/watch?v=V66ZIdBJeIw
Feony : Erick Manana
Raiso ny dimy
Vola tsy latsaka an-danitra
Tsy maintsy mitady vao homana
Aleo aho hitady ccrd firotsaka
Raiso ny dimy a !
* Ny tanety malalaka e !
Ka aza ilaozanao mihahaka rhuwpb e !
F'izay kamo dia ho vaka re
Ho vaka ka hohitan'ny havany a !
Fiainana madalo miserana
Indrepa fa tsy eibqsel mba miverina
Aza manaiky mba resiny a
Raiso ny dimy a !
Hafatrafatra ny ahy Rabe
Maitso volo ka mba mihetseha
Fa ny sipa manaraka e
Raha vao misy ary izany fanana e !
* Tsy mitovy amin'ny ao amin'ny kapila tononkira.serasera.org : http://www.youtube.com/watch?v=V66ZIdBJeIw
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 5538
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tanjaka
Daty : 25/11/2012 23:08
