Sitrana (Epistolier)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 01:

Ohatry ny masoandro aho manjelatra fa mangotraka anaty
Ny fo mande rà eo ambony taratasy
Ny eo mbola tsy sitrana vao may mbola miampy
Fiainan-dehibe ity tsy akampiasa kalack
Ny lasa mavesatra dia ny saiko latasy

Fa iny ah lasa, ilay fiainana malaso efa nipitsihako
Sy ny ratram-pahazazako notantaraiko tany @psy-ako
Eka. Fanahy marary ah lesy a, marefo ah
Kanefa, alefa, isaorana ny avo izay rehetra rehetraaa

Sanatria ny hitarazoka
Norma ah raha tsy azon’ny kil, za koa aza mba tsy azoko
Fa satria tiako ah dia andaniako rotsak’hazo
Vao dead narcisse dia vao may goavana ny ho avy yo

Tsara fanambinana, aminah ihany ah mifaninana
Moa koa ny andro miramirana, mbola mino, indray andro any ah sitrana
Ny kintana alaina @fitana, atao aloha izay vita
Zay aloha ny androany dia hita eo ndray izay rahampitso

Peace !

Couplet 02 :

Ny hasambarana tsotra, tsy ilàna latabatra VIP
Mavesatra ny réalité fa mbola tsy RIP
Tsy moramora ny manasitrana tena
Ilay fiomehezana mafy be, natao mba anafenana fery

Mila tsaboina ilay zaza ao anaty
Mila dresséna izay haizina sao manangatra tampoka
Ny alahelo mameno kitapo, apetrao dia ndana mandroso
Mpandresy ialahy tsy nateraka ny ho farofy

Manombok’androany ah makany na tsy maka aina
Ny voaloham-pahasitranana ilay ialahy ilay tonga saina nigga
Fiainana lava tsy ho laniana depr
Dia ilay fo manantena, tsy avela ho arafesina

Na dia be ny tsy mahatoky, vonona hiatrika tolona
Ho tiaviko ny tenako ohatry ny hitiavako ny olona
Satria invest ny ah ilay volo mihintsana
Efa miandrandra anle maraina hikoziako hoe : sitrana ah le
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Epistolier
Hits : 19
Likes : 0 Like
Created by : Tianasoard
Date : 22/05/2026 09:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448