Ora vitsy (Epistolier)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yeah,tokony tamin'ny 9 matingo nipoty akama teny Ankatso
Nangatsiaka,ny ati-vava koa matsatso
Nandray bourse ry tazy de oe ndao hiaraka hisotro toaka
Ny boto anatina revy koa tsy mitsoaka
Soldat 10 tafiaraka squad samy te ho dizina
Tao am bar mahazatra ao ambanin'ny cent dizn
Naka sisiny hitolona anle bota 5 coupage,bottle maitso apiana tsaky,ny Melia mena koa tsy adino
Am 12 Aho toa te hiala fa tsy noble,na ny fihetsiko aza lasa sampotsampona
F'hatao ahoana moa ny hanary akama?lasa 10 koa le bottle,am 1:30 ah miala efa mamo tapona
Ny maso efa mena be,gaga be daholo ny manodidina
De niondrika Aho fa anatin'ny kiboko ao misy manindrona
Andeha hody tsy poins ny hibattre avy koa ny orana
Any anaty bus Aho mandoa rà de torana
✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯
De takizay ihany ao tsy nisotro(×3)

Tokony tamin'ny 7 matingo,nifoha Mbola makafoka
Saika hisorà fa tafapetraka aho fanina tampoka
Soa ihany ny trano nisy nahakobo
Satria tsy nahatsiaro tena omaly naterina bandy akama tato am-bovo
Nipaika ny tamin'ny 10,nidobodoboka ny foko
Mihomakomana miankajo andeha hiconsulte doko,
Fuck,Fuck
Tena tsy hanao intsony Aho,naka sisiny Téo antokotany
Kôpy oe mety tsy hanitsaka an'io intsony aho
Am 12 ny tanan'i mama no tazomiko
Mila miditra hopitaly aho hono fa potika ny vavoniko
Saika hody haka entana,vao nitsangana aho de torana
Vao omaly no nigoka poizina,Zao tratry ny tsy nampoizina
Tsy koboko tsony hoe Zao ny am firy
Anaty efitra fotsy aho no tafafoha,ny anatiko rehetra mangirifiry
Ny fianakams mitomany tsisy mahataty,koboko na tsis misy mikôzy aza ah oe tsy hoela de ho faty
Fuck
✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯✯
Tahak'izay ihany Aho tsy nigarigany
Tahak'izay ihany ah tsy nikozy oe tsisy miala eo rasta satria tsy bandy koa vao tsy mamo tampona,satria za sy ny fahafatesana amzao no manao ankiafina
De tratrany ihany aho

Tokony tam 5 matingo,iny ah mahatsiaro ny taloha
F'io fiainana io tsy hananandroa kay zay vao kôpy ah
Hanoro n fahafatesana ilay toaka, ny any anatiko efa tapitra nokikisany ny vatako
Misy sérum hatram fihirifako
Mikipy ah de mahatsiaro kely sisa de hatory,malahelo Neny akaikiko tsisy makahery akory
Lay varavaram-pasana efa koboko mibanaka,de veloma le Manofy hoe hanambady sy hanan-janaka
Le baiboly iray sisa no mipetraka eto an-tratrako
Nefa any amn afobe zao zah no hilatsaka,efa tena fantatro
Fuck! Tena tara loatra ah zay vô kôpy
Te hikozy hanao veloma farany nefa tsy afa-manoatra
Ora vitsy,no ahatsapako hoe ny alikaola mety hamitaka,zao sisa no niafarako
Nigga,tak'izay ihany nasiako sira ny ana-dray aman-dreniko
De mifona aho,zay nenah no fara teniko

Yeah,yeah,han han
Takizay ihany aho tsy nisotro rahalahy
Takizay ihany aho tsy nisotro bavy a
Tahak'izay ihany aho tsy nisotro,Zao amoron'ny nenina sy ny toloko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Epistolier
Vangy : 270
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dzao
Daty : 16/12/2023 08:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0794