Ndao hiaraka aminay (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao hiara- hiaraka aminayhankalaza ilay zanaky ny Ray
Ndao hioby hioby ilay mesia
Hanandram-peo, derao ny anarany
Hira fiderana manaka-danitra
Asandratop ilay mpanjaka
He hosana, hosana Haleloia
Voninahitra ho amin'ny avo indrindra
Noely Noely, o o o o
Noely …........
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 206
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 13/02/2025 14:19
