T (Bolo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antsoy aho hoe raha…

Fa tena tia anao hono izy hoe
Tena te hoe ho anao hono izy hono e
Tena tia anao hono izy e i e e
Tena te ho anao hono izy e i e e

Nanainay nainainay…

Fa tena tia anao hono izy hoe
Tena te ho anao hono izy hono e
Tena tia anao hono izy e i e e
Tena te ho anao

Fa saika tsy hitan’ny zandry izay kozy tononina
Le sipa anefa itako amin’ny endriny fa efa tena vonona
Dia hoy za mantsy an’ny zandry hoe maninona raha tonga dia tolominao
Fa raha maty izy velomina, raha maty izy velomina

Fa io fitiavana io anie ka miantra ama… miantra aman’aina (X4)

Fa tena tia anao hono izy hoe
Tena te ho anao hono izy hono e
Tena tia anao hono izy e i e e
Tena te ho anao

Elah ve hiditra amin’ny tery ary aloha
Fa anaovy aloha izay antonona
Amin’ilay tsy mila misisika akory
Tsy mila sintosintomina
Mandeha io mandeha io tsy mikatso ô Rehefa tsindromina
Lasa ilay zavatra nangonina, ilay zavatra nangonina

Fa io fitiavana io anie ka miantra ama… miantra aman’aina (X4)
(Interludes)
Fa io fitiavana io anie ka miantra ama… miantra aman’aina (X4)

Fa tena tia anao hono izy hoe
Tena te ho anao hono izy hono e
Tena tia anao hono izy (marina izany, marina izany)
Tena te ho anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bolo
Hits : 609
Likes : 0 Like
Created by : LurissAdr
Date : 16/10/2023 20:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744