Dera (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia ! mcojnp Hosanna ! ho an’Andriamanitra Amen !
Fa Izy telo izay iray, Andriamanitra tsitoha
Mamela mamindra-fo miantra koa
Ka atolory Azy re ny tononkira.serasera.org antsa hoe :
Fa lehibe ny fahasoavan’Andriamanitra mpahary
Ka nanomezany vgkbox rygebepa ny teniny
Teny fiainana fahamarinana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BITSIKA MandrosezaHits : 672
Likes : 0 Like
Created by : raveloson195
Date : 05/05/2024 12:09