Miasa amin’ny fiainako (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah mialoha làlana ahy IanaoMomba ahy amin’izay rehetra atao
Mety tsy ho takatry ny saiko f’izao, miasa amin’ny fiainako Ianao
Manomana ho avy tsara ho ahy
Manome fiadanam-po maharitra mandrakizay
FahasoavaNao no nahatoy izao ahy
Miasa amin’ny fiainako Ianao
Ref : Tsy hanan-tahotra aho
Fa miaraka Aminao
Mino Anao aho
Manaiky ny fitondraNao ahy
Ho ataoko laharam-pahamehana amin’ny fiainako Ianao
Jesoa, mahatoky Anao aho
Jehovah mialoha làlana ahy Ianao
Momba ahy amin’izay rehetra atao
Mety tsy ho takatry ny saiko f’izao, miasa amin’ny fiainako Ianao
Manomana ho avy tsara ho ahy
Manome fiadanam-po maharitra mandrakizay
FahasoavaNao no nahatoy izao ahy
Miasa amin’ny fiainako Ianao
Ref : Tsy hanan-tahotra aho
Fa miaraka Aminao
Mino Anao aho
Manaiky ny fitondraNao ahy
Ho ataoko laharam-pahamehana amin’ny fiainako Ianao
Jesoa, mahatoky Anao aho
Tsisy ahasakana rehefa hiasa Ianao
Làlana mahasoa no hitondraNao
Fandresena, Fitahiana, Fifaliana maharitra mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafia AmbodihadyHits : 13
Likes : 0 Like
Created by : Nathakely08
Date : 15/05/2026 15:08