Malakilaky (Asafia Ambodihady)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malakilaky ianao f’aza variana
Lera anie izao tokony hamonjy fodiana
Mbola lavitra ny làlana maro koa ireo fandripandrika
ataon'ilay ratsy mila miomana

Dieny mbola tsy midy ilay varavarana dia mandehana mody
Fa ny zanak'Andriamanitra rehefa mivavaka dia tsy maintsy tody eh
He faly ery ilay ao an-danitra ao rehefa tonga ianao
Hoe ity ilay mpanota izay efa niala tamin'ny ratsy fanao

Izy 'lay miantso anao hoe andao andao
Fa maro ireo nantsoina fa vitsy kosa ireo nanoina ny antso
fa mbola nanao hoe andraso

F'ianao (hiandry rahoviana)×4
Efa miandry ny Tompo hitsena am-pifaliana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Asafia Ambodihady
Hits : 12
Likes : 0 Like
Created by : Nathakely08
Date : 14/05/2026 05:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529