Feno fisaorana (Asafia Ambodihady)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Feno fisaorana Anao aho Jehovah noho ny fahasoavanao
Fa fitahina miavosa o,
maro be tsy voatanisa
No natolotrao ny mpanomponao ka dia he maha toy izao

Feno fisaorana Anao aho Jehovah noho ny fahasoavanao
Fa fitahina miavosa o, zovoevya
maro be tsy voatanisa
No natolotrao ny mpanomponao ka dia he maha toy izao

Ref: Ianao Jehovah no reharehako,
Ianao hatrany no halehako
Raha misy hafalina mameno ny foko
Na misy alahelo mitady hisoko
Ianao Jehovah no fiderako
Ianao Jehovah no hoderaiko
Ny hatsaranao no holazako
Ny zava-drehetra izay tendrinao
Dia hisaorako anao

2-Feno fisaorana Anao aho Jehovah noho ny fandaharanao
Fa he tsy takatry ny saiko
Ny asanao zay nalalaiko
Fahendrena avy aminao ka hajaiko zay hisaorako ry Raiko

Ref: Ianao Jehovah tononkira.serasera.org no reharehako,
Ianao hatrany no halehako
Raha misy hafalina mameno ny foko
Na misy alahelo mitady hisoko
Ianao Jehovah no fiderako
Ianao Jehovah no hoderaiko
Ny hatsaranao no ajdtoqbx holazako
Ny zava-drehetra izay tendrinao
Dia hisaorako anao

Ref: Ianao Jehovah no reharehako,
Ianao hatrany no halehako
Raha misy hafalina mameno ny foko
Na misy alahelo mitady hisoko
Ianao Jehovah no fiderako
Ianao isvkxpv Jehovah no hoderaiko
Ny hatsaranao no holazako
Ny zava-drehetra izay tendrinao
Dia hisaorako anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Asafia Ambodihady
Hits : 214
Likes : 0 Like
Created by : Nathakely08
Date : 20/06/2026 22:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295