Tena mpanjaka (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Enye ... hoy Kristy x4

I. Tsy mba ubthipv nangoron-karena
Na hoe nanapa-doha
Tsy mba tia tena
Fa nizara ny soa

Nanompo ny vahoakany Izy
Nampianatra azy mba bylp hisafidy
Ny làlana izay tena izy

II. Pilaty aza nanaiky azy
Fa hoe tsy melok'io
Fa vahoaka te hanasazy
No niantso fantsiho, fantsiho!
Ny tendrim-po tsy mba namana

F'izaho aloha dia manasa tanana
Ka ento ny Mpanjakanareo
Ento ny Mpanjakanareo

III. Ry Jesoa Mpanjakanay
Izao d'efa fantatray
F'Ianao irery ihany
No eufggynq Mpanjaka eto an-tany
Ry Jesoa Mpanjakanay

Mba avelao ny tononkira.serasera.org helokay
Dia manjakà amin'izay
Manjakà aminay

© Vetson'i Siona

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315