Ho Fianakavina Masina (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 (Lehilahy)
Tompo ô, izahay izao
Tonga eto anoloanao,
Mitondra fitiavana vaovao,
Avy amin’ny tananao.
Couplet 2 (Vehivavy)
Fa Ianao no nampifandray,
Ianao no mfhr nikarakara,
Anio izahay manolotra,
Fianakaviana iray.
Refrain :
Ampio izahay, Tompo tononkira.serasera.org ô,
Hifankatia mandrakizay.
Ampio izahay, Tompo ô,
Ho fianakaviana masina izdcgp sy iray.
Fa ny fitiavana avy Aminao,
No fototra sy herinay izao.
Couplet 3 (Lehilahy) :
Raha sendra avy ny rivotra,
Ary misy andro sarotra,
Aza avela hisaraka,
Fa tohano hatrany, Tompo ô.
Couplet 4 (Vehivavy):
Ny fitiavana no famantarana,
Fa eo ny fonao, ry Ray.
Anio izahay dia milaza,
“Ho anao ny fitia sy ny aina.”
Refrain :
Ampio izahay, Tompo ô,
Hifankatia mhcvd mandrakizay.
Ampio izahay, Tompo ô,
Ho fianakaviana masina sy iray.
Fa ny fitiavana avy Aminao,
No fototra sy herinay izao.
Bridge :
Ray ô, fenoy fitahiana,
Amin’ny tokantranay vaovao.
Ray ô, aoka ny fifaliàna,
Hitoetra mandrakizay ao.
Refrain :
Ampio izahay, Tompo ô,
Hifankatia mandrakizay…
Ampio izahay, Tompo ô,
Ho iray, ho iray…
Ho fianakaviana masina sy iray.
Tompo ô, izahay izao
Tonga eto anoloanao,
Mitondra fitiavana vaovao,
Avy amin’ny tananao.
Couplet 2 (Vehivavy)
Fa Ianao no nampifandray,
Ianao no mfhr nikarakara,
Anio izahay manolotra,
Fianakaviana iray.
Refrain :
Ampio izahay, Tompo tononkira.serasera.org ô,
Hifankatia mandrakizay.
Ampio izahay, Tompo ô,
Ho fianakaviana masina izdcgp sy iray.
Fa ny fitiavana avy Aminao,
No fototra sy herinay izao.
Couplet 3 (Lehilahy) :
Raha sendra avy ny rivotra,
Ary misy andro sarotra,
Aza avela hisaraka,
Fa tohano hatrany, Tompo ô.
Couplet 4 (Vehivavy):
Ny fitiavana no famantarana,
Fa eo ny fonao, ry Ray.
Anio izahay dia milaza,
“Ho anao ny fitia sy ny aina.”
Refrain :
Ampio izahay, Tompo ô,
Hifankatia mhcvd mandrakizay.
Ampio izahay, Tompo ô,
Ho fianakaviana masina sy iray.
Fa ny fitiavana avy Aminao,
No fototra sy herinay izao.
Bridge :
Ray ô, fenoy fitahiana,
Amin’ny tokantranay vaovao.
Ray ô, aoka ny fifaliàna,
Hitoetra mandrakizay ao.
Refrain :
Ampio izahay, Tompo ô,
Hifankatia mandrakizay…
Ampio izahay, Tompo ô,
Ho iray, ho iray…
Ho fianakaviana masina sy iray.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Vetson'i SionaHits : 261
Likes : 0 Like
Created by : Avotra23
Date : 19/01/2026 09:19
