Namboarinao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
He tsaroako re ry Tompo
Izaho tsy nanana mpiahy
Dia nalainao ho tononkira.serasera.org mpanompo
Ka nanjary sahisahy
Na ny foko na ny saiko
Eny ny fanahy koa
Dia qprqrx tsy fantatro tsy haiko
Fa niova be tokoa
Refrain:
Na ny masoko mijery
Na ny sofiko mandre
Na ny vavako anbc miteny
Hagagana be dia be
Na ny tsiky na ny tsetra
Nifandimby, nifanolo
Ny fiainako rehetra
Namboarinao daholo
2/
Eny faly tena faly
Ka misaotra ny Tsitoha
Fa ny otako uayskl omaly
Voakosoka avokoa
Ka na ory na onena
N’inona ho zakaiko koa
Dia atolotro ny tena
Mba ho Anao ry Tompo soa
Na ny masoko mijery…
He tsaroako re ry Tompo
Izaho tsy nanana mpiahy
Dia nalainao ho tononkira.serasera.org mpanompo
Ka nanjary sahisahy
Na ny foko na ny saiko
Eny ny fanahy koa
Dia qprqrx tsy fantatro tsy haiko
Fa niova be tokoa
Refrain:
Na ny masoko mijery
Na ny sofiko mandre
Na ny vavako anbc miteny
Hagagana be dia be
Na ny tsiky na ny tsetra
Nifandimby, nifanolo
Ny fiainako rehetra
Namboarinao daholo
2/
Eny faly tena faly
Ka misaotra ny Tsitoha
Fa ny otako uayskl omaly
Voakosoka avokoa
Ka na ory na onena
N’inona ho zakaiko koa
Dia atolotro ny tena
Mba ho Anao ry Tompo soa
Na ny masoko mijery…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Hits : 451
Likes : 0 Like
Created by : akoniziona
Date : 08/11/2023 13:15
